{ "language": "malagasy", "groups": [ [0, 100], [101, 300], [301, 600], [601, 9999] ], "quotes": [ { "text": "Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana.", "source": "Ohabolana", "length": 66, "id": 1 }, { "text": "Ady amin' adala, ka ny handry no miala.", "source": "Ohabolana, Houlder J.A., 1985", "length": 39, "id": 2 }, { "text": "Mahagaga. F'eto an-tanindrazako aho nefa, tenin'olon-kafa, no takiana mba ho haiko vao mahazo anjara asa. Hamelomako ankohonana.", "source": "Mahagaga by Georges Ramananatena, aka RADO", "length": 128, "id": 3 } ] }